msh_2ki_text_reg/16/03.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 3 fa koa , nagnaraky gny lalan'ireo mpanjakan'Israely ie; nataony tao agnaty bolo fagnatitsy oroa gny anany ahy ho fagnaraha reo famianara ratin'ireo firenena, zay fa noroasin'i Yaveh teo agnatrehan'ny fokonolon'Isarely. \v 4 nanolotsy fagnatitsy ie sady nandoroditin-kazo magnitsy tagny amin'ireo toera abo, tegny amin'ireo havaoa, sady tegny ambanin'ny hazo maitso iaby.