msh_2ki_text_reg/24/15.txt

1 line
581 B
Plaintext

\v 15 Nalan'i Nebokadnezara ho sesitany tao Babylona Joiakina, mbamin'ny renin'ny mpanjaka, reo valiny, reo manam-pahefany, sady reo lehiben'ireo johary teo amin'ny tan. nalany ho sesitany bakagny Jerosalema nagnagny babylona rozy. \v 16 Reo johary mpialy iaby , miisa fito arivo, mpanao asa tagna voho mpanefy vy ray aly , rozy iaby la natao ho amin'ny aly iaby__gny mpanjakan'i Babylona nanday reo johary iaby reo ho sesitany ho agny Babylona.\v 17 nataon'ny mpanjakan'i Babylona ho mpanjaka handimby gnazy Matania, rahalain-drain'i Joikina, sady novany ho Zedekia gny agnarany.