msh_2ki_text_reg/24/10.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 10 Tamin'io fotoa io gny tafik'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona la nanafiky gnan'i Jerosalema ka nanao fahirano gny tana. \v 11 Avy teo an-tana Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona laha mbo nanao fahirano io gny miaramilany, \v 12 sady Joiakina mpanjakan'i Joda nagnagny amin'ny mpanjakan'i babylona, ie gny reniny, reo mpanompony, reo andriany, voho reo manampahefany. Nanambotsy gnazy gny mpanjakan'i babylona tamin'ny tao fahavalo nanjakany.