msh_2ki_text_reg/24/05.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 5 Laha gny amin'ireo raharaha hafa iaby mahakasiky gnan'i Joiama, voho zay nataony iaby, moa tsy tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda va io? \v 6 Nimaty niaraky tamin'ireo razambeny Joiakima, sady Joiakina anany lahy ro lasa mpanjaka nandimby gnazy.