msh_2ki_text_reg/24/03.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 3 Azo antoky fa tamin'ny vavan'i Yaveh ro nahatonga gnan'io tamin'i Joda, mba hanala gnazy tsy ho eo amasony nohon'ny fahotan'i Manase, la zay iaby nataony, \v 4 sady nohon'ny ra tsy manan-tsiny zay nalatsany avao koa, fotony nofenoany tamin'ny ra tsy manan-tsiny Jerosalema. Tsy nivonona gny hamela gnan'io i Yaveh.