msh_2ki_text_reg/23/34.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 34 Nataon'i Farao-neko ho mpanjaka teo amin'ny toeran'i Josia rainy i Eliakima anak'i Josia, sady novany hoe Joiakima gny agnarany Nefa nanday gnan'i Joahaza nagnagny Egypta ie ka maty tagny Joahaza. \v 35 Nandoa gny volafoty voho volamena tamin'i farao Joiakima, Mba hamalia gny fangatahan'i Farao mpanjaka, la nampandoa hetra gny tany Joiakima sady notereny mba handoa volafoty voho volamena aminy araky gny tombon-drozy gny olo kirakiraiky tamin'ireo fokonolon'ny tany.