msh_2ki_text_reg/23/28.txt

1 line
671 B
Plaintext

\v 28 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Josia, gny raha iaby ze nataony, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda va io?" \v 29 Tamin'ny androny, Farao-neko, mpanjakan'i Egypta la nandeha mba hialy tamin'ny mpanjakan'i Asyria tao amin'ny Ony Eofrata. Nandeha nitsena gnan'i Neko tao agn'aly Josia mpanjaka, ka novonoan'i Neko tao Megido ie. \v 30 Reo mpanompon'i Josia nanday gnazy fa maty tao agnaty kalesy bakagny Megido, nanday gnazy tagny Jerosalema sady nandevy gnazy tao amin'ny fasany manoka. La nalany fokonolon'ny tany Joahaza anaky lahin'i Josia, nosorany, sady nataony ho mpanjaka nandimby gny toeran'ny rainy.