msh_2ki_text_reg/23/24.txt

1 line
603 B
Plaintext

\v 24 Noroahin'i Josia avao koa reo zay niresaly tamin'ny maty na tamin'ny fagnahy. Noroahy avao koa reo terafima, reo sampy, voho reo raha mambangaroharo iaby zay hita tao amin'ny tanin'ny Joda voho tagny Jerosalema mba hagnamafisa reo tenin'ny lalagna zay voasoratsy tao amin'ny boky zay hitan'i Hilkia mpisoro tao an-tragnon'i Yaveh. \v 25 Talohan'i Josia, la mbo tsy nisy mpanjaka manahaky gnazy, zay nimpoly tamin'i Yaveh tamin'ny fony manontolo gny fagnahiny manontolo, voho gny heriny manontolo, ze nagnaraky gny lalan'i Mosesy iaby. Sady tsy misy mpanjaka manahky gnan'i Josia nitsanga tafarany.