msh_2ki_text_reg/23/10.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 10 Nolotoan'i Josia Tofeta ze tao aminny lohasahan'i Beni-hinoma, mba tsy hisy olo hagnoro ao agnaty bolo gny anany lahy na gny anany ampela ho soro ho gnan'i Moloka. \v 11 Nalany reo soavaly zay namoen'ireo mpanjakan'i Joda gny masoandro. Teo amin'ny faritsy teo amin'ny filira ho ao an-tempolin'i Yaveh agnilan'ny efitragnon'i Natana-meleka, tandapa reo. Noroan'i Josia reo kalesin'ny moasoandro.