msh_2ki_text_reg/21/21.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 21 Nagnaraky reo lala iaby zay nandehanan'ny rainy sady nanompo reo sampy zay notompoin'ny rainy, sady niankohoky amin-drozy Amona. \v 22 Nagnenga gnan'i Yaveh, lay Ndranagnaharan'ireo razany ie sady tsy nandeha tamin'ny lalan'i Yaveh. \v 23 Reo mpanompon'i Amona la nitetiky hanohitst gnazy sady namono gny mpanjaka tao an-tragnony avao.