msh_2ki_text_reg/21/19.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 19 Teo amin'ny faha roapolo roamby taonany Amona ro nanomboky nanjaka; nanjaka nandritsa gny roe tao tao Jerosalema ie. Gny agnaran-dreniny la Mesolemeta; anaky ampelan'i Haroza bakagny Jotba. \v 20 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh ie, manahaky gny nataon'i Manase rainy.