msh_2ki_text_reg/21/13.txt

1 line
620 B
Plaintext

\v 13 Hagnampatsy gny taly fandrefesa am-pisaigna hagnoregna gnan'i Smaria amin'i Jerosalema Aho, sady gny pilao fandrefesa ampiaza hagnoregna gny avorohotan'i Ahaba hagnalio gnan'i Jerosalema, manahaky gny olo magnalio sakafo , mikosoky gnan'io sady magnodikody gnan'io ambony ambany Aho. \v 14 Hanipy reo lovako sisa tavela Aho sady hagnome gnan'io ho eo am-pelatagnan'ny fahavalon-drozy. Ho avy niharam-boina voho babon'ireo fahavalony iaby rozy, \v 15 fotony fa nanao zay raty teo amhako rozy, sady nihantsy Gnahy tamin'ny fahatezera, hatramin'ny andro niboahan'ny razam-ben-drozy bakagny Egypta, mandrak'androany."