msh_2ki_text_reg/21/07.txt

1 line
671 B
Plaintext

\v 7 Gny sary sokits'i Astarta zay nataony, la napetrany tao an-tragnon'i Yaveh io. Ka momba gnan'io tragno io ro niresahan'i Yaveh tamin'i Davida voho Solomona anany; hoy ie hoe;' Tato amy toy tragno toy sady tao Jerosalema zay nifiliko tamin'ireo fokon'Israely manontolo, ro hametrahako gny agnarako mandrakizay. \v 8 Sady tsy hampirenireny gny tombokIsraely hiboaky amin'ny tany zay nameako gny razan-drozy sasay Aho laha mankato soa reo iaby zay nandidiako rozy , lian'i Mosesy mpanompoko an-drozy. \v 9 fa tsy nijanjy reo fokonolo, sady i Manase ro nitariky gnan-drozy hanao ray mandilatsy noho reo firenena zay noravan'i Yaveh teo angnatrehan'ny fokonolon'Israely.