msh_2ki_text_reg/21/04.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 4 Manase la nagnory alitara fanompoan-tsampy tao an-tragnon'i Yaveh, ndra la nandidy gnazy i Yaveh hoe:' Ho mandrakizay ao Jerosalema gny agnarako." \v 5 Nagnory alitara ho gnan'ny kintan'ny lagnitsy iaby ie tao amin'ireo kianja roen'ny tragnon'i Yaveh. \v 6 Nataony tao agnaty bolo gny anany; sady nagnandro voho nanao sikily sady nangalaky hevitsy tamin'ireo zay miresaky amin'ny maty voho reo zay miresaky amin'ny fagnahy ie. nanao raty maro teo amason'i Yaveh ie sady nihantsy gnan-Dranagnahary tamin'ny fahatezerany.