msh_2ki_text_reg/21/01.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 1 Roa ambin'ny folo tao Manase,taminy vao nanomboky nanjaka, dimy amby dimam-polo tao ro nanjakany tagny Jerosalema.Gny agnaran-dreniny Hefziba.\v 2 La nanao zay raty eo agnatrehan'i Yaveh ie,manahaky gny fahalotoan'ny firenena zay niroahin'i Yaveh tsy ho eo agnatrehan'ny Israely.\v 3 Fa namboariny ndraiky gny fitoera agnabo,zay noravan'i Hezekia babany,la nagnory alitara ho gnan'i Bala ie sady nanao aseraha,manahaky zay nataon'i Ahaba,mpanjakan'ny Israely; voho niankohoky teo agnatrehan'izay iaby egny amigny lagnitsy ie la nanompo regny .