msh_2ki_text_reg/20/16.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 16 La hoy Isaia tamin'i Hezekia: "Janjigno gny safan'i Yaveh:\v 17'Ingo, fa ho avy gn'andro hitaona gny raha iaby eo amin'ny lapanao magnagny Babylona,la reo raha nihajarin'ireo razambenao hatramin'izao andro zao. Tsy misy na ino na ino henga,hoy Yaveh.\v 18 Gny anakilalahy teraky bakaminao,zay nitinezanao manoka _la halan-drozy zay,la ho lasa tandapa ao amin'ny lapan'ny mpanjakany Babylona rozy."'