msh_2ki_text_reg/20/12.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobidy,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,voho gny menaky sarotsy vily sady koa gny tragno fagnajariany fitaova fialiany reo,raha iaby reo, la hita tagnaty tragno fitahiriza ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra tao amin'ny fanjakany.