msh_2ki_text_reg/20/08.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 8 Nivola amin'i Isaia Hezekia hoe:" Ino lahy gny famantara fa ho jangan'i Yaveh aho, voho gny tokony hilirako an-tempoliny lafa afaky telo andro? \v 9 Ka hoy gny navalin'Isaia azy hoe:"Zao gny famantaranao baka amin'i Yaveh ,fa hanao raha nivolagniny rey Yaveh. Tokony hiroso dingana folo va gny aloky,sa hihemotsy dingana folo?"