msh_2ki_text_reg/17/09.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 9 Gny anak'Israely__ la nanao reo raha zay tsy to an-tsokosoko__ hanohitsy gnan'i Yaveh Ndranagnaharin-drozy. Nananga fipetraha abo ho gnazy manera gnan'ireo tanany rozy, hatragny amin'ny tilikambo fiambena ka hatragny amin'ny manda fiarova. \v 10 Nananga tsangam-bato voho baon'Aseraha tegny amin'ny havoa abo iaby voho tagny agnabon'ny hazo maitso iaby avao koa rozy.