msh_2ki_text_reg/17/07.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 7 Nitsanga io fahababoa io fotony nanota tamin'i Yaveh Ndranagnaharin-drozy gny fokonolon'Israely, zay nanday gnan-drozy niakatsy bakagny amin'ny tany Egypta, bakeo ambany fifehezan'i Farao mpanjakan'i egyota. Fa nanompo ndranagnarin-kafa reo fokonolo \v 8 ka nandeha tamin'ny fataon'ireo ferenena zay fa narinagan'i Yaveh teo agnatrehan'ireo anak'Israely, voho tamin'ny fataon'ireo mpanjakan'Israely zay nataon-drozy.