msh_2ki_text_reg/16/19.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 19 Laha gny raharaha hafa mahakasiky gnan'i Ahaza voho zay nataony, moa tsy fa voasoratsy ao agnatin'ny bokin'ny tantaran'ireo Mpanjakan'i Joda va io? \v 20 Nimaty voho nalevy niaraky tamin'ireo razany tao an-tanan'i davida Ahaza. Lasa mpanjaka nandimby gnazy Hezekia anaky lahiny.