msh_2ki_text_reg/16/13.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 13 Nanao fagnatitsy oroa voho fagnatitsy vary ie, sady nandraraky gny fagnatitsy finomy voho namafy gny ra amin'ny fanati-pilongoany teo amin'ny alitara. \v 14 Gny alitara saba zay teo agnatrehan'i Yaveh__ la nalany teo agnatrehan'ny tempoly, bakeo agnelagnelan'ny alitarany voho gny tempolin'i Yaveh sady nataony teo amin'ny faritsy avaratsy gny alitarany io.