msh_2ki_text_reg/16/10.txt

1 line
574 B
Plaintext

\v 10 Nandeha tagny Damaskosy Ahaza mpanjaka mba hihaona amin'i Tiglato-pilesera mpanjakan'i Asyria. Nahita alitara raiky tao Damaskosy ie. nandefa gny modely voho gny sarin'ny alitara sady gny endriky gny asa ila iaby tagny amin'i Oria mpisoro ie. \v 11 Oria mpisoro la nagnamboatsy alitara mitovy amin'ireo firafitsy fa nalefan'i Ahaza mpanjaka bakagny Damaskosy. Novitany talohan'ny nimpolian'i Ahaza mpanjka bkagny Damaskosy io. \v 12 Lafa avy bakagny Damaskosy gny mpanjaka la nahita gny alitara; namonjy gny alitara gny mpanjaka sady nagnatriky fagnatitsy teo amin'io.