msh_2ki_text_reg/16/01.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ny faha folo fitoamby tao nanjakan'i Peka anak'i Remalia, ro nanomboky nanjaka Ahaza anak'i Jotama mpanjakan'i Joda. \v 2 Roapolo tao Ahaza ro nanomboky nanjaka, nanjaka nandritsa gny folo fitoamby tao tao Jerosalema ie. tsy nanao zay marina teo amason'i Yaveh Ndranagnahary, manahaky nataon'i Davida razambeny ie.