msh_2ki_text_reg/15/34.txt

1 line
776 B
Plaintext

\v 34 Nanao zay to teo amason'i Yaveh jotama. Nagnaraky gny ohatsy iaby ze nataon'i Azaria rainy ie. \v 35 Kanefa ,tsy mba nala reo toera abo. Mbo nanao soro voho nagnoro ditin-kazo magnitsy teo amin'ireo toera abo avao gny fokonolo. Nantsangan'i Jotama gny vavahady agnabon'i Yaveh. \v 36 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Jotama, voho zay iaby nataony, moa va tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda io? \v 37 Tamin'i andro io Yaveh la nanomboky nagniraky gnan'i Rezina mpanjakan'i arama voho Peka anak'i remalia, hanohitsy gnan'i Joda. \v 38 Nimaty naraky tamin'reo razambeny i Jotama sady nalevy niaraky tamin'ireo razambeny tao amin'ny tanan'i davida, razany. sady Ahaza anaky lahiny ro lasa mpanjaka nandimby gny toerany.