msh_2ki_text_reg/15/23.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 23 Sady tamin'ny faha dimampolo tao nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda , ro nanomboky nanjaka teo amin'Israely tao Samaria Pekahia anak'i Menahema; nanjaka nandritsa gny roe tao ie. \v 24 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh ie. Tsy mba nagnary gny fahotan'i Jeroboama anak'i Nebata, zay nahatonga gny Israely nanota ie.