msh_2ki_text_reg/15/21.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 21 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Mebahema, voho reo iaby nataony, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely va io? \v 22 sady nimaty niaraky tamin'ireo razambeny Menahema, ka Pekahia anany ro lasa mpanjaka nandimby gny toerany.