msh_2ki_text_reg/15/13.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 13 Nanomboky najaka Saloma anak'i Jabesy tamin'ny faha telopolo siviamby tao nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda, sady nanjaka vola raiky monja tao Sa maria ie. \v 14 Sady niakatsy bakagny Tirza ho agny Samaria i Menahema anak'i Gady. Tagny ro nanafihany gnan'i Saloma anak'i Jabesy, tao Samaria. nahafaty gnzy ie ka lasa mpanjaka nandimby gny toerany.