msh_2ki_text_reg/14/26.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 26 Fa hitan'i Yaveh gny fijalian'Israely, ze tena nafaitsy tamin'ny kirakiraiky, na gny andevo na gny afaky, sady tsy nisy mpagnavotsy gny Israely. \v 27 Ka nivola Yaveh fa tsy hanimba gny agnaran'Israely eo amin'ny ambany lagnitsy Ie, fa novonjeny tamin'ny alalan'ny tagnan'i Jeroboama anak'i Joasy koa rozy.