msh_2ki_text_reg/14/23.txt

1 line
635 B
Plaintext

\v 23 Tamin'ny faha folo limiamby tao naha-mpanjaka gnan'i Amazia, anaky lahin'i Joasy mpanjakan'i Joda, ro nanombohan'i Jeroboama anaky lahin'i Joasy mpanjakan'Israely nanjaka tao Samaria; nanjaka nandritsy gny efapolo raiky amby tao ie. \v 24 nanao raty teo imason'i Yaveh ie. tsy niala tamin'ireo fahota nataon'i Jeroboama anaky lahin'i Nebata ie, ze nahatonga gny Israely hanota. \v 25 Nampimpoly gny sisin-tanin'Israely nanomboky teo Lebo Hamata hatragny amin'ny Ranomasin'ny araba ie araky gny safan'i Yaveh, lay Ndranagnaharin'Israely, ze fa noresahany tamin'i Jona mpanompony anak'i Amitahy, lay mpaminany, bakagny Gata-hefera.