msh_2ki_text_reg/14/17.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 17 Amazia anak'i Joasy, mpanjakan'i Joda, la niay folo limy amby tao tafaran'ny nahafatesan'i Joasy, anak'i Joahaza, mpanjakan'Israely. \v 18 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Amazia, moa tsy fa voasoratsy ao agnatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda va io? \v 19 Nanao tetiky hagnoregna gnan'i Amazia tao Jerosalema rozy, sady nandositsy tagny Lakisy ie, fa ingo nandefa johary hagnaraky gnazy tagny Lakisy rozy sady namono gnazy tagny.