msh_2ki_text_reg/14/15.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 15 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Joasy, ze iaby nataony , gny fahefany, sady gny fomba nialiany tamin'i Amazia mpanjakan'i Joda, moa tsy fa voasoratsy ao agnatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely va io? \v 16 Sady nimaty niaraky tamin'ireo razambeny Joasy sady nalevy tagny Samaria niaraky tamin'ireo mpanjakan'Israely, sady Jeroboama, anany lahy ro lasa mpanjaka namdimby gnazy.