msh_2ki_text_reg/14/08.txt

1 line
741 B
Plaintext

\v 8 Sady nandefa mpanday hafatsy ho agny amin'i Joasy anaky lahin'i Joahaza, anaky lahin'i Jeho, mpanjakan'Israely Amazia nanao hoe:' avia, ndao tsika hifagnandry agny agn'aly' . \v 9 Fa ingo Joasy mpanjakan'Israely la nandefa mpanday hafatsy himpoly tagny amin'i amazia mpanjakan'i Joda, nanao hoe:' Gny fatiky ze tagny Libanona la nampandesy hafatsy ho gnan'ny sedera tao Libanona, nanao hoe:' Omeo ho valin'ny anako lahy gny anakao ampela, Fa ingo nisy biby lia nandalo sady nagnitsaky lay fatiky. \v 10 Fa nanafiky gnan'i Adoma tokoa iha fa nanandratsy gnanao gny fonao. Mirehareha amin'ny fandresenao, fa ingo mijanogna ao an-tragno, fa nagnino iha ro tokony hagnankoronta voho nandavo gny avtanao, la iha voho Joda niaraky taminao?"