msh_2ki_text_reg/13/22.txt

1 line
663 B
Plaintext

\v 22 Nampijaly reo Israely tamin'ny andron'i Joahaza mpanjaka iaby Hazaela mpanjakan'i syria. \v 23 Nefa namindra fo gny Israely Yaveh, ka nangoraky an-drozy sady nihantra gnan-drozy, noho gny fanenkem-pihavana nataony tamin'i abrahama, Isaka, voho jakoba. Ka tsy nandringa gnan-drozy Yaveh, sady mbo tsy nandroaky gnan-drozy tamin'ny fagnatrehany Ie. \v 24 Maty Hazaela mpanjakan'i Syria, ka Beni-hadada anaky lahiny ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany. \v 25 Nampimpoly reo tana zay nala tamin'i Joahaza rainy tamin'ny aly tamin'i Benihadada anak'i Hazaela Joasy anak'i hazaela. Intelo Joasy ro nanafiky gnazy, sady nangalaky gny tanan'israely reo ndraiky ie.