msh_2ki_text_reg/13/12.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 12 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Joasy, voho ze nataony iaby, sady gny heriny tamin'izay nialiany tamin'i Amazia mpanjakan'i Joda, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'ny Israely va io? \v 13 La nimaty tagny amin'ireo razambeny i Joasy, sady i Jeroboama ro nipetraky teo amin'ny seza fiandrianany. La nalevy niaraky tamin'ireo mpanjaka tagny Samaria i Joasy.