msh_2ki_text_reg/13/08.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 8 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Joahaza, voho zay nataony iaby sady gny fahefany, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely va io? \v 9 Ka nimaty tagny amin'ireo razany Joahaza, sady nandevy gnazy tagny Samaria rozy. La Joasy anaky lahiny ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.