msh_2ki_text_reg/13/06.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 6 Ndra la io anefa, la tsy niala tamin'ireo fahotan'ny avorohotan'i Jeroboama rozy, zay nahatonga gny Israely hanota, sady nanohy gnan'io rozy, sady gny baon'Aseraha nijano tagny Samaria. \v 7 Ka nagnenga gnan'i Joahaza reo Syriana niaraky tamin'ny mpandain-tsoavaly dimampolo, kalesy folo, sady miaramila an-tomboky raiky haly fotsiny, fa gny mpanjakan'i Syria fa nandrava gnan-drozy, sady nanao gnan-drozy manahaky gny akata amin'ny fotoam-pikosoham-bary.