msh_2ki_text_reg/13/03.txt

1 line
553 B
Plaintext

\v 3 Niretsy tamin'Israely gny fahatezeran'i Yaveh, sady nanolotsy gnan-drozy tegny an-tagnan'i hazaela mpanjakan'i Syria hatragny Ie sady tegny an-tagnan'i Beni-hadada anaky lahin'i Hazaela. \v 4 Ka la niangavy gnan'i Yaveh Joahaza, sady nijanjy gnazy Ie fotony hitany gny fampijalia gny israely, gny fomba nampijalian'ny mpanjakan'i Syria gnan-drozy. \v 5 Ka namean'i Yaveh mpamonjy gny israely, sady nitsoaky bakamin'ny tanan'ireo Syria rozy, sady gny anak'Israely nanomboky nipetraky tagny amin'ireo fipetrahany araky ze nanagnan-drozy taloha tagny