msh_2ki_text_reg/12/19.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 19 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Joasy, zay iaby nataony, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'i Joda va io? \v 20 Nitsanga reo mpanompony sady niara-nanao tetiky; notafihan-drozy tagny Beti-milo Joasy, agny amin'ny lala mizotso magnagny Sila. \v 21 Nampisikin'i Jozakara anaky lahin'i Simata, voho Jozabada anaky lahin'i Somera, mpanompony ie, ka maty. nalevin-drozy niaraky tamin'ireo razambeny tao amin'ny tanan'i davida Joasy, sady Amazia , anany lahy ro lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.