msh_2ki_text_reg/12/13.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 13 Fa gny drala nandesy tao an-tragnon'i Yaveh la tsy nagnomeza hiviliana finga volafoty, meso, koveta, trompetra, na fanaky volafoty na volamena ho gnan'io. \v 14 Namean-drozy gnan'ireo ze nanao gny asa fagnamboara lay tragnon'i Yaveh io drala io.