msh_2ki_text_reg/12/09.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 9 Fa koa , nanglaky vata raiky Joiada mpisoro, nandoaky gny sarony, sady nametraky gnan'io teo agnilan'ny alitara, teo ankavana filira ao amin'ny tragnon'i Yaveh. Reo mpisoro ze nandigny gny filira ao an-tempoly la nametraky gny drala iaby ze nendesy ho ao an-tragnon'i Yaveh tao amin'io. \v 10 Isaky gny hitan-drozy reo fa be drala tao agnatin'ilay vata, la avy gny mpanora-dalan'ny mpanjaka voho gny mpisoronabe sady nametraky gny drala tao agnaty kitapo sady masy io bakeo,gny drala hita tao an-tempolin'i Yaveh.