msh_2ki_text_reg/12/01.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ny fahafito tao nanjakan'i Jeho, ro nanomboky gny fanjakan'i Joasy; nanjaka nandritsa gny efapolo tao tao Jerosalema ie. Zibia ro agnaran-dreniny, bakagny Beri-sheba. \v 2 Nanao zay marina teo amason'i Yaveh i joasy tamin'ny fotoa iaby, fotoa nampianatsy gnazy i Joiada mpisoro. Kanefa reo toera abo tsy nirava. \v 3 Mba nanao soro voho nagnoro ditin-kazo magnitsy teo amin'ireo toera abo avao gny fokonolo.