msh_2ki_text_reg/11/17.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 17 Sady nanao fagnenkea teo amin'i Yaveh voho gny mpanjaka sady gny fokonolo i Joiada, sady teo amin'ny mpanjaka voho gny olo avao , mba ho olon'i yaveh rozy. \v 18 sady gny olo iaby teo amin'ny tany nagnagny amin'ny tragnon'i Bala ka nanimba gnan'io. Noamotipotiky reo alitaran'i bala voho gny sampiny voasokitsy sady namono gnan'i matana, lay mpisoron'i Bala teo agnatrehan'ireo alitara rozy. sady Joiada mpisoro nanendry mpiamby hifehy gny tempolin'i Yaveh.