msh_2ki_text_reg/11/15.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 15 Bakeo i Joiada mpisoro nandidy reo mpifehiny an-jatony zay teo amin'ny tafiky nanao hoe:' Aboaho eo an-dahara ie. na ia ia magnaraky gnazy, la vono amin'ny sabatsy ie." Fa gny mpisoro nilaza hoe:' Ka enga ho voanoa ao an-tragnon'i Yaveh ie." \v 16 Ka nanambotsy gnazy rozy laha avy teo amin'ilay toera zay filiran'ny soavaly ao an-kianjan'ny lapa ie, sady teo ro namonoa gnazy.