msh_2ki_text_reg/11/07.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 7 Reo vondro roe hafa zay tsy manompo amin'ny andro sabata, la tsy maintsy miamby gny tragnon'i Yaveh ho gnan'ny mpanjaka nareo. \v 8 Tokony mihodidy gny mpanjaka nareo, sady gny olo iaby miaraky amin'ny fitaovam-piadiany egny an-tagnany. Na ia ia militsy eo an-daharanareo, la oa hovonoa ie. Tsy maintsy hagnaraky gny mpanjaka nareo lafa miboaky, voho lafa militsy ie.