msh_2ki_text_reg/11/01.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 1 Nony hitan'i Atalia , renin'i Ahazia fa maty gny anany , la nitsanga ie sady namono gny anaky gny mpanjaka iaby. \v 2 Nefa i Joseba, anaky ampelan'i Jehorama Mpanjaka voho anabavin'i Ahazia, la nangalaky gnan'i Joasy anak'i Ahazia, sady nanafiky gnazy lavitsy teo amin'ireo anaky gny mpanjaka zay novonoa, miaraky amin'ny mpitaiza gnazy; nataony tao amin'ny efitragno firoroa rozy. \v 3 Najarin-drozy gnan'i Atalia ie mba tsy hovonoa. Niaraky tamin'i Joseba ie najary tao an-tragnon'i Yaveh , nandritsa gny enin-tao, laha mbo nanjaka teo amin'ny tany i atalia.