msh_2ki_text_reg/09/35.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 35 nandeha nandevy gnan-drozy, kanefa tsy nahita afa-tsy karandoha, voho tombony, sady gny felatagnany rozy. \v 36 ka nimpoly rozy sady nivola tamin'i Jeho. Hoy ie:' zao gny safan'i Yaveh zay nivolagniny tamin'ny alalan'i Elia lay Tisibita mpanompony manao hoe:' ao amin'ny tany ao Jezirela ro hihinanan'ireo alika gny nofon'i Jezebela \v 37 sady gny fatin'i Jezebela la hanahaky gny Zezika eo amin'ny velaran'ny saha e amin'ny tany ao Jezirela, mba tsy hisy olo afaky hivola hoe:" Jezebela io."