msh_2ki_text_reg/09/27.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 27 Lafa nahita gnan'io i ahazia mpanjakan'i Joda la nandositsy niakatsy tagny amin'ny lala magnagny Beta Hagana ie. fa i Jeho nagnaraky azy, sady nanao hoe:' vono eo amin'ny kalesy avao koa ie " sady natifirin-drozy teo amin'ny fiakara ho agny Gora, zay eo agnilan'i Jibleama ie. Nandositsy tagny Megido i ahazia ka la maty tany. \v 28 Nandesin'ireo mpanompony tamin'ny kalesy nagnagny Jerosalema gny fatiny sady nalevy tao amin'ny fasany niaraky tamin'ireo razambeny tao an-tananan'i Davida ie.