msh_2ki_text_reg/09/17.txt

1 line
613 B
Plaintext

\v 17 Nitsanga teo amin'ny tilikambon'i Jezirela gny mpitily, sady hitany namonjy baka lavitsy reo naman'i Jeho hoy ie;' Mahataza andian'olo mamonjy aho." Jorama nanao hoe:' mangala mpitain-tsoavaly raiky, sady alefaso mba hitsena an-drozy ie; lazao ie mba hivola hoe:' avy mba hihava va nareo?" \v 18 Ka nalefa mba hitsena gnazy lay mpanday soavaly; sady hoy ie:' zao ro lazain'ny mpanjaka;" Avy mba hilongo va nareo? Sady hoy i Jeho;' Mpiino moa iha voho gny fihavagna? Mihodia sady magnaraha ahy." Sady nilaza tamin'ny mpanjaka lay mpitily hoe:' Nihaona tamin-drozy lay mpanday hafatsy, kanefa tsy nimpoly ie.'