msh_2ki_text_reg/09/14.txt

1 line
637 B
Plaintext

\v 14 io ro foma nikomian'i Jeho anaky lahin'i Josafata anak'i Nimsy hanohitsy gnan'i Jorama. sady Jorama mpanjaka fa niaro gnan'i Ramota-gileada, ie voho Israely iaby, noho i hazaela mpanjakan'i Syria mpanjaka mba ho janga amin'ireo ratsa zay nataon'ireo Syria gnazy, lafa nialy tamin'i Hazaela mpanjakan'i asyria ie. Hoy i Jeho tamin'ireo mpanompon'i Jorama;' Laha io gny hevitrao, la ka enga hisy olo hitsoaky sady hiboaky gny tana mba hilaza zao vaovao zao agny Jezirela." \v 16 ka nanday kalesy nagnagny Jezirela i Jeho; fotony nangalaky ainy tagny i Jorama. sady nandeha nizotso mba hihaona amin'i Jorama i ahazia mpanjakan'i Joda.